Izaho no Suzanna. Ankizivavy kely toy ny rehetra ihany aho, saingy tsy tena raiko i Jacques, i Clémence ihany koa tsy tena reniko, ary aty, tsy ny firenena niaviako. Somary mahasadaikatra, fa indrindra rehefa tsy sahy mametraka fanontaniana. Kanefa . . .
Lire la suite