
Rapeto sy ny valihany / Rapeto et son valiha
Arikaomisa Randria - 15 janvier, 2021 - 16 pages
. . .
Lire la suiteRapeto sy ny valihany / Rapeto et son valiha
12.000 Ar, 8 €
. . .
Lire la suite12.000 Ar, 8 €
Ny 31 jolay 1701, tao anaty sambo Utile i Tsimiavo. Naondrana antsokosoko tao anatin’ny lakalin’ilay sambo ara-barotra niaraka tamin’ireo Malagasy hafa miisa 159, navarina ho andevo, izy.
Tao anatin’ny alina mikitroka, no nivadika ny rasa . . .
16.000 Ar, - €
Fahiny, hono, nisy mpirahalahy iray tampoha, Igoaibe, tovolahy vaventy sady ranjanana, no zokiny ary Ilebilitika, zazalahy fohy dia fohy sady mahia dia mahia no zandriny. Teren’Igoaibe hanao asa mafy ny rahalahiny. Zara raha mahavita ny ampahafolon’ny asa vitan . . .
Lire la suite12.000 Ar, 8 €
“Fahalalam-pomba, Fahaiza-miaina” nosoratan’i Rakotoanosy Marie Michèle ary niarahany nanao tamin’ny Mpanabe Ralison Andriamandranto, Filohan’ny ONG Manda. Efa very daholo ny fahalalam-pomba amin’izao ka mila averina hampitaina amin’ireo zanatsika satria izany no . . .
Lire la suite8.000 Ar, 5 €
Nisy, hono, ankizy mianadahy antsoina hoe Ilemazoto sy Ivonikanto. Kamboty ray sy reny izy ireo ka notaizan?ny rahalahandrainy. Manana zanakavavy antsoina hoe i Ketaka izy mivady. Tsy tian’i Ketaka ireto kamboty havany…
Il était une fois, deux enfants . . .
Lire la suite11.000 Ar, 8 €
“Moi, enfant…” Plaisirs et malheurs d’une petite fille… Un livre rafraîchissant et plaisant . . .
Lire la suite6.000 Ar, 5 €
Carnet de voyage multimédia en bilingue avec DVD . . .
Lire la suite22.000 Ar, 18 €
Fahiny, hoy ny penina, nisy mpivady nonina teo amin’ny tanàna kely iray amorom-parihy. Tsy niteraka izy ireo na dia naniry zanaka mafy aza, ka tsy mba fifaliana tao an-tokantranony.
Indray andro, tapa-kevitra izy mivady fa . . .
Lire la suite11.000 Ar, 8 €
Ceci n’est pas une histoire de princesses, de fées, de sorcières, de monstres, d’animaux qui parlent, de super-héros ou une légende traditionnelle… Ce sont les Cheveux de Cora . . .
Lire la suite16.000 Ar, 12 €
Livre illustré sans texte pour enfants, pour inciter l’enfant à inventer lui-même son histoire . . .
Lire la suite10.000 Ar, 8 €
La pirogue de Soza n’a pas su franchir la barrière de corail et le pêcheur de langouste fait naufrage. Pourtant, il reviendra chez lui, pour le bonheur et la paix de tous. C’est le retour du . . .
Lire la suite12.000 Ar, 8 €
Vita indray ny taom-pianarana. Afaka CEPE i Maria ka faly ery ny ray aman-dreniny. Tapa-kevitra i Dada fa handefa an’i Mama sy ny ankizy hanao vakansy kely any Toamasina mandritra ny herinandro. Mody any Alaotra aloha . . .
Lire la suite7.000 Ar, 7 €