
Fahalalam-pomba, fahaiza-miaina. Torolalana ho an'ny ankizy.
Rakotoanosy Marie Michèle - 2019 - 20 pages
“Fahalalam-pomba, Fahaiza-miaina” nosoratan’i Rakotoanosy Marie Michèle ary niarahany nanao tamin’ny Mpanabe Ralison Andriamandranto, Filohan’ny ONG Manda. Efa very daholo ny fahalalam-pomba amin’izao ka mila averina hampitaina amin’ireo zanatsika satria izany no . . .
Lire la suiteFahalalam-pomba, fahaiza-miaina. Torolalana ho an'ny ankizy.
8.000 Ar, 5 €