Angamba telo, dimy, folo…


de

Izaho no Suzanna. Ankizivavy kely toy ny rehetra ihany aho, saingy tsy tena raiko i Jacques, i Clémence ihany koa tsy tena reniko, ary aty, tsy ny firenena niaviako. Somary mahasadaikatra, fa indrindra rehefa tsy sahy mametraka fanontaniana. Kanefa, tena mampitony ny saina ny manapoaka ireo balônina feno marina….

Commander