Soza le pêcheur/Soza Mpandriaka


de

La pirogue de Soza n’a pas su franchir la barrière de corail et le pêcheur de langouste fait naufrage. Pourtant, il reviendra chez lui, pour le bonheur et la paix de tous. C’est le retour du justicier en terre du Sud.

 

Rendrika tsy hita popoka i Soza mpanjono makamba sy ny lakany fa tsy nahadingana ny haran-dranomasina.
Hiverina ihany anefa izy, hitondra fahasambarana sy filaminana ho an’ny rehetra. Miverina aty amin’ny faritra atsimo ilay mpampanjanaka ny fahamarinana.

Prix: 12.000 Ar, 8 €

Commander