Nouveau !!!

 

 

 

 

 

 

 

Faly izahay manolotra anao ireo bokinay navadika feo, azonao henoina na aiza na aiza misy anao.
Mialohan’ny henoinao ny boky dia hamarino tsara fa mbola manana fahana aterineto ianao. Ny halavan’ny boky dia misoratra eo amin’ny tolobidy.
Isaka ny mandoa vola ianao, dia afaka mihaino indray mandeha. Mila henoina hatramin’ny farany ny boky fa raha tsy izany dia tsy afaka miverina aminy intsony ianao fa voatery mandoa vola indray.
Hamarino tsara fa amin’ilay tranokala misy karetsaka ianao no mijery.
Rehefa avy misoratra anarana ianao dia tazomy tsara ny code d’accès ( mail sy mot de passe) fa mbola ilainao iny rehefa mividy boky amin’ny manaraka.
Mbola ny orange money aloha amin’izao no ahafahana mividy ny boky fa lazaina eto ihany raha vao vonona ny fandoavana amin’ny MVola.
Zarao amin’ny namanao ny vaovao mba hisitraka ny boky daholo ny ankizy rehetra.
Aza misalasala manoratra aminay ao amin’ny FB raha manana olana ianao.
Dia mihainoa finaritra daholo àry ! (TSINDRIO ETO RAHA IVIDY)

Nous sommes heureux de vous offrir nos livres en version sonore, que vous pouvez écouter où que vous soyez.
Avant de lire votre livre, assurez-vous bien que vous avez assez de crédit internet. La durée de chaque livre est inscrit sur le tarif.
A chaque paiement, vous avez droit à une lecture. Il faut donc lire le livre jusqu’à la fin sinon vous n’y aurez plus accès ou vous devez acheter à nouveau une lecture.
Vérifiez bien que vous êtes bien sur le site sécurisé avec un cadenas.
Une fois inscrit, gardez bien vos codes d’accès (mail et mot de passe) pour vos prochains achats.
Pour le moment, seul le paiement par orange money est disponible. Nous vous signalerons ici dès que le paiement par MVola sera prêt. Partagez cette nouvelle à vos amis pour que tous les enfants puissent en bénéficier.
N’hésitez pas à nous écrire sur FB si vous avez des problèmes.
Bonne lecture à tous ! (CLIQUER ICI  POUR ACHETER)

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *