Maria, vakansy any Alaotra

Maria dia zazavavy kely nanana fahazazana tsy dia mitovy loatra amin’ny ankizy rehetra. Tsy mba niara-nipetraka tamin’ny ray aman-dreniny izy fony fahakeliny satria voatery nandrato fianarana taty Antananarivo. Rehefa vakansy izy dia mody any amin’ny ray aman-dreniny any Alaotra. Mahafinaritra be tsy misy ohatra izany ny fialan-tsasatra ka vetivety foana dia tonga ny taom-pianarana vaovao…..

Ar 5,000

Ajouter aux favoris
Ajouter aux favoris

Auteur : Rakotoanosy Marie Michèle
Illustrateur : Studio Soimanga
ISBN : 2-916362-00-2
2005, 8 pages
Format : 21 x 27 cm
Prix de vente :5.000Ar,5€
ISBN : 2-916362-44-1 (en version pdf)
A partir de 7 ans
Livre en braille : 11.000 Ar
Agréé par le MEN

Avis

Il n’y a pas encore d’avis.

Soyez le premier à laisser votre avis sur “Maria, vakansy any Alaotra”

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Panier