Editions Jeunes Malgaches
Passer au contenu
  • Accueil
  • Boutique livres sonores
  • Catalogue
  • Commander et Diffusion
  • Auteurs
  • Les Editions Jeunes Malgaches
  • Photos

Les gestes de premiers secours / Ireo fihetsika vonjy aina

Les enfants doivent apprendre très tôt les gestes de premiers secours car ils peuvent être confrontés à des petits accidents dans la vie quotidienne : mauv

Lire la suite

Les livres sonores

Nous sommes heureux de vous offrir nos livres en version sonore, que vous pouvez écouter où que vous soyez.

Lire la suite

Livraison

Raha te hividy ny bokinay ianao dia afaka manao livraison izahay. 2.000Ar ny livraison raha eto amin’ny centre ville, 5.000 Ar kosa raha périphérie. Raha m

Lire la suite

Angamba telo, dimy, folo…

Izaho no Suzanna. Ankizivavy kely toy ny rehetra ihany aho, saingy tsy tena raiko i Jacques, i Clémence ihany koa tsy tena reniko, ary aty, tsy ny firenena nia

Lire la suite

Prochainement

Ilay lolokely jejo / Le petit papillon coquet

Lire la suite

Catalogue

  • Ado Poche
  • Albums illustrés
  • Coéditions
  • Histoire de Madagascar
  • Les livres en braille
  • Les livres en langue des signes
  • Les livres numériques
  • Les livres pédagogiques
  • Les livres sonores
  • Les planches pédagogiques murales
  • Les Prestations d'éditions
  • Les rachats de droits
  • Manuels scolaires
  • Petite enfance
  • Préscolaires
  • Vient de paraître
  • Téléchargez notre catalogue !

    catalogue-2022

    Albums illustrés

    Any am-pianarana / à l’école

    Rakotoanosy Marie Michèle - 2008 - 16 pages

    Livre illustré sans texte pour enfants, pour inciter l’enfant à inventer lui-même son histoire . . .

    Lire la suite

    Any am-pianarana / à l’école

    10.000 Ar, 8 €

    I Vonindrano sy I Zavonandro ~ Fleur de l’eau et Brume du matin

    Arikaomisa Randria - 2017 - 16 pages

    Fahiny, hoy ny penina, nisy mpivady nonina teo amin’ny tanàna kely iray amorom-parihy. Tsy niteraka izy ireo na dia naniry zanaka mafy aza, ka tsy mba fifaliana tao an-tokantranony.

    Indray andro, tapa-kevitra izy mivady fa . . .

    Lire la suite

    I Vonindrano sy I Zavonandro ~ Fleur de l’eau et Brume du matin

    12.000 Ar, 8 €

    Igoaibe sy Ilebilitika / Le costaud et le gringalet

    Arikaomisa Randria - 2020 - 16 pages

    Fahiny, hono, nisy mpirahalahy iray tampoha, Igoaibe, tovolahy vaventy sady ranjanana, no zokiny ary Ilebilitika, zazalahy fohy dia fohy sady mahia dia mahia no zandriny. Teren’Igoaibe hanao asa mafy ny rahalahiny. Zara raha mahavita ny ampahafolon’ny asa vitan . . .

    Lire la suite

    Igoaibe sy Ilebilitika / Le costaud et le gringalet

    12.000 Ar, 8 €

    Ilay fonenako amin'ny alina / Ma maison de nuit

    François Aubin - 2016 - 32 pages

    Miteronterona eny an-tendrombohitra ny fonenako amin’ny alina ary tsy misy olon-kafa afa-tsy izaho ihany no mahalala ny lalana mankany.

    Ma maison de nuit est perchée tout en haut d’une montagne et personne, à part moi . . .

    Lire la suite

    Ilay fonenako amin'ny alina / Ma maison de nuit

    15.000Ar, 10 €

    Ilay Zaridaina / Le Jardin

    Arikaomisa Randria - 2019 - 16 pages

    Nisy, hono, ankizy mianadahy antsoina hoe Ilemazoto sy Ivonikanto. Kamboty ray sy reny izy ireo ka notaizan?ny rahalahandrainy. Manana zanakavavy antsoina hoe i Ketaka izy mivady. Tsy tian’i Ketaka ireto kamboty havany…

    Il était une fois, deux enfants . . .

    Lire la suite

    Ilay Zaridaina / Le Jardin

    12.000 Ar, 8 €

    Izaho Ankizy

    Rakotoanosy Marie Michèle - 22 April, 2018 - 16 pages

    “Moi, enfant…” Plaisirs et malheurs d’une petite fille… Un livre rafraîchissant et plaisant . . .

    Lire la suite

    Izaho Ankizy

    6.000 Ar, 5 €

    Kalokalo mitaiza

    Rakotorahalahy André - 2015 - 32 pages

     

    Livre de chant avec CD . . .

    Lire la suite

    Kalokalo mitaiza

    12.000Ar, 8 €

    MadagasCarnet / MadagasiKarine

    Véronique Massenot - 2017 - 72 pages

    Carnet de voyage multimédia en bilingue avec DVD . . .

    Lire la suite

    MadagasCarnet / MadagasiKarine

    22.000 Ar, 18 €

    Maria nahita ranomasina voalohany

    Rakotoanosy Marie Michèle - 2006 - 16 pages

    Vita indray ny taom-pianarana. Afaka CEPE i Maria ka faly ery ny ray aman-dreniny. Tapa-kevitra i Dada fa handefa an’i Mama sy ny ankizy hanao vakansy kely any Toamasina mandritra ny herinandro. Mody any Alaotra aloha . . .

    Lire la suite

    Maria nahita ranomasina voalohany

    7.000 Ar, 7 €

    Maria vakansy any Alaotra

    Rakotoanosy Marie Michèle - 2005 - 8 pages

    Maria dia zazavavy kely nanana fahazazana tsy dia mitovy loatra amin’ny ankizy rehetra. Tsy mba niara-nipetraka tamin’ny ray aman-dreniny izy fony fahakeliny satria voatery nandrato fianarana taty Antananarivo. Rehefa vakansy izy dia mody any amin’ny . . .

    Lire la suite

    Maria vakansy any Alaotra

    5.000 Ar, 5 €

    Vient de paraître

    I Vonindrano sy I Zavonandro ~ Fleur de l’eau et Brume du matin

    Arikaomisa Randria - 2017 - 16 pages

    Fahiny, hoy ny penina, nisy mpivady nonina teo amin’ny tanàna kely iray amorom-parihy. Tsy niteraka izy ireo na dia naniry zanaka mafy aza, ka tsy mba fifaliana tao an-tokantranony.

    Indray andro, tapa-kevitra izy mivady fa . . .

    Lire la suite

    I Vonindrano sy I Zavonandro ~ Fleur de l’eau et Brume du matin

    12.000 Ar, 8 €

    Ilay Zaridaina / Le Jardin

    Arikaomisa Randria - 2019 - 16 pages

    Nisy, hono, ankizy mianadahy antsoina hoe Ilemazoto sy Ivonikanto. Kamboty ray sy reny izy ireo ka notaizan?ny rahalahandrainy. Manana zanakavavy antsoina hoe i Ketaka izy mivady. Tsy tian’i Ketaka ireto kamboty havany…

    Il était une fois, deux enfants . . .

    Lire la suite

    Ilay Zaridaina / Le Jardin

    12.000 Ar, 8 €

    Les gestes de premiers secours / Ireo fihetsika vonjy aina

    Anne Marie RAZAFINTSALAMA - 2021 - 16 pages

    . . .

    Lire la suite

    Les gestes de premiers secours / Ireo fihetsika vonjy aina

    8.000 Ar, 5 €

    Ohabolana : Kolo saina ho an’ny ankizy !

    AndrianimerinA HOBIANA - 2021 - 40 pages

    Fitaovana hanampy ny ankizy 8 taona -11 taona mba hahalalany ny kolontsaina sy soatoavina malagasy ity boky ity. Ohabolana 12 notsongaina tao anaty fandaharam-pibeazana no vahavahana sy hazavaina ato mba hahaizany mampiasa azy ireny aorian’ny famakiana ity boky . . .

    Lire la suite

    Ohabolana : Kolo saina ho an’ny ankizy !

    6.500 Ar, 4 €

    Rapeto sy ny valihany / Rapeto et son valiha

    Arikaomisa Randria - 15 janvier, 2021 - 16 pages

    . . .

    Lire la suite

    Rapeto sy ny valihany / Rapeto et son valiha

    12.000 Ar, 8 €

    Rois et Reines de Madagascar

    Edouard Gérard Rakotondrazafy et Mamy Raharolahy - 2021 - 48 pages

     

    En quelques pages, les auteurs vous invitent à parcourir dix siècles de l’histoire de Madagascar à travers vingt rois et reines issus de six grands royaumes.Certains étaient contemporains mais la plupart vécurent à quelques siècles de diff . . .

    Lire la suite

    Rois et Reines de Madagascar

    18.000Ar, 15 €

    Liens utiles

    • Programme 2019
    • Les Associations partenaires
    • Nous localiser

    Autour du livre

    Membre de

    • Association des Editeurs de Madagascar
    • Alliance Internationale des Editeurs Indépendants
    • Afrilivres

    Archives

    Copyright © 2022 Editions Jeunes Malgaches - All rights reserved - Theme developed by the Alliance Internationale des Editeurs Indépendants.