Amboarana angano 2 / Recueil de contes 2

Ar 80,000

Ajouter aux favoris
Ajouter aux favoris
Catégories : ,

Indreto ho anao indray angano malagasy dimy nosoratan’i Arikaomisa Randria ary noravahana sary nataon’i Max Razafindrainibe. Mbola tsy nivoaka boky ireo no natambatra ato anatin’ity amboarana angano taona 2024 ity. Amin’ny teny roa malagasy sy frantsay ireo angano ireo. Nataon’i Fiaferana Alisoa Noroniaina ny dikan-teny. Edisiona miavaka izy ity ary natao ho an’ny ankizy 6 ka hatramin’ny 11 taona. Mamakia finaritra daholo àry !

Auteur : Arikaomisa Randria
Illustrateur : Max Razafindrainibe
Traducteur : Fiaferana Alisoa Noroniaina
ISBN : 978-2-490272-39-6
2025
Nombre de pages : 92
Format : 23 x 23 cm
Prix de vente : 80.000Ar, 22€

Avis

Il n’y a pas encore d’avis.

Soyez le premier à laisser votre avis sur “Amboarana angano 2 / Recueil de contes 2”

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Panier