Maria nahita ranomasina voalohany


de

Vita indray ny taom-pianarana. Afaka CEPE i Maria ka faly ery ny ray aman-dreniny. Tapa-kevitra i Dada fa handefa an’i Mama sy ny ankizy hanao vakansy kely any Toamasina mandritra ny herinandro. Mody any Alaotra aloha ary avy any Ambatondrazaka no handray fiaramanidina …

Maria vient de terminer brillamment ses études primaires et ses parents sont très contents. Son père décide que les enfants passeront une semaine de vacances à la mer avec leur maman, à Toamasina sur la côte est de Madagascar….

Prix: 7.000 Ar, 7 €

Commander