Ohabolana : Kolo saina ho an’ny ankizy !
Fitaovana hanampy ny ankizy 8 taona -11 taona mba hahalalany ny kolontsaina sy soatoavina malagasy ity boky ity. Ohabolana 12 notsongaina tao anaty fandaharam-pibeazana no vahavahana sy hazavaina ato mba hahaizany mampiasa azy ireny aorian’ny famakiana ity boky ity. Zava-dehibe eo amin’ny fiainan-tsain’ny ankizy ny fahaizany mampihatra ireny ohabolana ireny eo amin’ny fiaraha-monina ka hitarika azy hanana fomba fiaina sy fahazarana vaovao.
Auteur | AndrianimerinA HOBIANA |
---|---|
Illustrateur | Roddy |
Numéro ISBN | 978-2-490272-13-6 |
Nombre de pages | 40 |
Format | 14,85 x 21 |
Date de publication | 2021 |
Collection | Albums illustrés |
Éditeurs | EJM |
Langue | Malagasy |