Amboarana angano / Recueil de contes

Angano malagasy dimy nosoratan’i Arikaomisa Randria ary noravahana sary nataon’i Max Razafindrainibe no natambatra ato anatin’ity amboarana angano ity. Efa nivoaka tamin’ny teny roa malagasy sy frantsay izy ireo ary tena nankafizin’ny ankizy tokoa hatramin’ny nivoahan’ny boky voalohany tamin’ny 2017. Edisiona miavaka ity ary natao ho an’ny ankizy 6 ka hatramin’ny 11 taona.

Ar 60,000

Ajouter aux favoris
Ajouter aux favoris

Angano malagasy dimy nosoratan’i Arikaomisa Randria ary noravahana sary nataon’i Max
Razafindrainibe no natambatra ato anatin’ity amboarana angano ity. Efa nivoaka tamin’ny teny roa
malagasy sy frantsay izy ireo ary tena nankafizin’ny ankizy tokoa hatramin’ny nivoahan’ny boky
voalohany tamin’ny 2017. Edisiona miavaka ity ary natao ho an’ny ankizy 6 ka hatramin’ny 11 taona.
Ce recueil rassemble cinq contes malgaches écrits par Arikaomisa Randria et illustrés par Max
Razafindrainibe. Ils sont en bilingue malgache/français et très appréciés des enfants depuis la
parution du premier titre en 2017. C’est une édition collector destinée aux enfants de 6 à 11 ans.
– I Vonindrando sy i Zavonandro / Fleur de l’eau et Brume du matin
– Ilay zaridaina / Le jardin
– Igoaibe sy Ilebilitika / Le costaud et le gringalet
– Rapeto sy ny valihany / Rapeto et son valiha
– Ilay lolokely jejo / Le petit papillon coquet

Couverture cartonnée.
Le livre fait 92 pages, au format 23 x 23 cm.
Prix : 60.000Ar, 20€

Avis

Il n’y a pas encore d’avis.

Soyez le premier à laisser votre avis sur “Amboarana angano / Recueil de contes”

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Panier