1 100 Ar
Prix en Euro : 1 €
Niveau : CP
Auteur : Rakotoanosy Marie Michèle
Langue : Malagasy
Durée : 4’03
2 566 vues
Extrait :
Description
I « Maria Vakansy any Alaotra » no boky voalohany navoakan’ny éditions jeunes malgaches tamin’ny 2004. Rakotoanosy Marie Michèle no nanoratra azy. 16 taona aty aoriana dia mbola amidy foana io boky io ary efa navadika ho boky braille ihany koa ho an’ireo jamba. Tamin’ny 2016 no navadika ho feo ity boky ity mba hamporisihina ny ankizy rehetra ho tia mamaky boky.
Dia mihainoa finaritra daholo àry rankizy.
Ry Ray aman-dreny, aza adika na aparitaka ny boky navadika ho feo fa tsy manaja ny zon’ny mpamorona izany. Asaivo mihaino ny radio na mihaino eto ireo namanao manana zanaka te hihaino ny tantara. Misaotra anao sahady manaja ny zon’ny mpamorona izay nanao maimaipona ireto boky navadika ho feo ireto.