Nahoana no tsy arabe fa valamparia mampianjera no manitsy ho ao Ambohibarikely ? Notantarain’i Bebe azy telo mirahalahy zafikeliny ny tsiambaratelon’ilay valamparia.
Io valamparian’i Bebe io no mirakitra ilay tantara mandratra fo, nefa tsy nisy mpahalala, noho ny nafitsok’ireo miaramila sônegaly mpampandry tany teto Madagasikara tamin’ny tabataba 1947.
Tantara mifototra amina zava-nitranga tena marina, nihatra tamin-dRavaoarinarivo Andrianasolo Blandine sy ny renibeny Rasoanantoanina ary ny raibeny Ramalanjaona, Ecrivain-Interprète, zanaky ny mpitandrina Rainimalanjaona, izay nanao batisa ny mpanjaka Ranavalona III.
Nonina tao Ambohibarikely Sambaina Manjakandriana izy ireo.
Pourquoi n’y a-t-il pas de route mais juste des lisières de rizières si glissantes qui mènent à Ambohibarikely ? Mémé a révélé le secret des lisières à ses trois petits-fils.
Ces lisières de Mémé sont les témoins d’une histoire qui fend le coeur, que personne ne connâit, suite aux méfaits des militaires sénégalais dits “pacificateurs” à Madagascar, durant la rébellion de 1947.
Une histoire basée sur des évènements réels, survenus à Ravaoarinarivo Andrianasolo Blandine et sa grand-mère Rasoanantoanina, et son grand-père Ramalanjaona, écrivaininterprète, fils du Pasteur Rainimalanjaona, qui a procédé au baptème de la Reine Ranavalona III.
Ils habitaient à Ambohibarikely Sambaina, Manjakandriana.
Auteur : AndrianimerinA Hobiana
Illustrateur : Max Razafindrainibe
Traducteur : Rakotomanga Brice Danoly-Nirina
ISBN : 978-2-490272-34-1
2024
Nombre de pages : 36
Format : 14.85 x 21 cm
Prix de vente : 15.000Ar, 12€
Avis
Il n’y a pas encore d’avis.