Ohabolana – Kolo saina ho an’ny ankizy II

Fitaovam-pibeazana sahaza ny ankizy 10 – 13 taona ity boky ity. Azon’ireo mpanabe ankizy hampiasaina ihany koa.
Sady hanoro azy ireo ny soatoavina raketin’ny ohabolana malagasy ny famakiana azy ity no hanampy ny ankizy hanefy toetra sy hiaina ny kolontsaina malagasy. Ohabolana 18 nokendrena hifanitsy amin’ny lohahevitra kirakiraina ao anaty fandaharam-pibeazana no voaboasana ato ka mifameno tsara amin’izay ianarany any am-pianarana.
Zava-tsarobidy amin’ny fiainan-tsaina ny fitrandrahana ny fahendrena malagasy ka hampiharana azy ireny ho fomba fiaina mahazatra. Anisan’ny lalana mahomby amin’izany ny fahafehezana ny ohabolana.

Ar 7,000

Ajouter aux favoris
Ajouter aux favoris

Auteur:Andrianimerina HOBIANA
Illustrateur:Roddy
ISBN: 978-2-490272-25-9
40 pages, 2022
Format :14,85 x 21 cm
Prix de vente : 7.000Ar, 4€
A partir de 11 ans

Avis

Il n’y a pas encore d’avis.

Soyez le premier à laisser votre avis sur “Ohabolana – Kolo saina ho an’ny ankizy II”

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Panier